1. Moreover, brethren, I declare unto you the gospel which I preached unto you, which also ye have received, and wherein ye stand;
1. Je vous rappelle, frères, l`Évangile que je vous ai annoncé, que vous avez reçu, dans lequel vous avez persévéré,
1. Ary ampahafantariko anareo ankoatr' izany, ry rahalahy, ny filazantsara izay notoriko taminareo sy noraisinareo, sady iorenanareo,
2. By which also ye are saved, if ye keep in memory what I preached unto you, unless ye have believed in vain.
2. "et par lequel vous êtes sauvés, si vous le retenez tel que je vous l`ai annoncé; autrement, vous auriez cru en vain."
2. Izay amonjena anareo koa, raha tananareo tsara araka izay notoriko taminareo, raha tsy nino foana ianareo.
3. For I delivered unto you first of all that which I also received, how that Christ died for our sins according to the scriptures;
3. "Je vous ai enseigné avant tout, comme je l`avais aussi reçu, que Christ est mort pour nos péchés, selon les Écritures;"
3. Fa natolotro anareo ho isan’ny zavatra voalohany indrindra ilay noraisiko, dia izao: Kristy maty noho ny fahotantsika araka ny Soratra Masina,
4. And that he was buried, and that he rose again the third day according to the scriptures:
4. "qu`il a été enseveli, et qu`il est ressuscité le troisième jour, selon les Écritures;"
4. "Dia nalevina, ary nitsangana indray izy tamin’ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina;"
5. And that he was seen of Cephas, then of the twelve:
5. et qu`il est apparu à Céphas, puis aux douze.
5. Ary niseho tamin’i Kefasy Izy, vao tamin’ny roa ambin’ny folo lahy.
6. After that, he was seen of above five hundred brethren at once; of whom the greater part remain unto this present, but some are fallen asleep.
6. Ensuite, il est apparu à plus de cinq cents frères à la fois, dont la plupart sont encore vivants, et dont quelques-uns sont morts.
6. Manaraka izany, dia niseho tamin’ny rahalahy mihoatra ny dimanjato Izy indray mandeha, ny ankamaroan’ireny dia mbola velona, fa ny sasany efa nodimandry.
7. After that, he was seen of James; then of all the apostles.
7. Ensuite, il est apparu à Jacques, puis à tous les apôtres.
7. Taorian’izany, dia niseho tamin’i Jakoba Izy, vao tamin’ny apostoly rehetra.
8. And last of all he was seen of me also, as of one born out of due time.
8. "Après eux tous, il m`est aussi apparu à moi, comme à l`avorton;"
8. Ary faran’izy rehetra, mba nisehoany koa aho, izay toy ny zaza tsy tonga volana.
9. For I am the least of the apostles, that am not meet to be called an apostle, because I persecuted the church of God.
9. car je suis le moindre des apôtres, je ne suis pas digne d`être appelé apôtre, parce que j`ai persécuté l`Église de Dieu.
9. Fa kely indrindra amin’ny apostoly aho, ka tsy mendrika antsoina hoe apostoly, satria efa nanenjika ny fiangonan’Andriamanitra aho.
10. But by the grace of God I am what I am: and his grace which was bestowed upon me was not in vain; but I laboured more abundantly than they all: yet not I, but the grace of God which was with me.
10. "Par la grâce de Dieu je suis ce que je suis, et sa grâce envers moi n`a pas été vaine; loin de là, j`ai travaillé plus qu`eux tous, non pas moi toutefois, mais la grâce de Dieu qui est avec moi."
10. "Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no nahatoy izao ahy; ary tsy foana ato amiko ny fahasoavany izay nomena ahy; fa efa niasa fatratra mihoatra noho izy rehetra aho, nefa tsy izaho, fa ny fahasoavan’Andriamanitra izay niaraka tamiko."
11. Therefore whether it were I or they, so we preach, and so ye believed.
11. Ainsi donc, que ce soit moi, que ce soient eux, voilà ce que nous prêchons, et c`est ce que vous avez cru.
11. Koa na izaho na ry zareo, dia araka izany no fitorinay, ary araka izany koa no ninoanareo.
12. Now if Christ be preached that he rose from the dead, how say some among you that there is no resurrection of the dead?
12. Or, si l`on prêche que Christ est ressuscité des morts, comment quelques-uns parmi vous disent-ils qu`il n`y a point de résurrection des morts?
12. Ary raha Kristy no torina fa nitsangana tamin’ny maty, ahoana no ilazan’ny sasany eo aminareo fa tsy misy fitsanganan’ny maty?
13. But if there be no resurrection of the dead, then is Christ not risen:
13. S`il n`y a point de résurrection des morts, Christ non plus n`est pas ressuscité.
13. Fa raha tsy misy fitsanganan’ny maty, dia tsy natsangana Kristy,
14. And if Christ be not risen, then is our preaching vain, and your faith is also vain.
14. Et si Christ n`est pas ressuscité, notre prédication est donc vaine, et votre foi aussi est vaine.
14. Ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny toriteninay, ary foana koa ny finoanareo.
15. Yea, and we are found false witnesses of God; because we have testified of God that he raised up Christ: whom he raised not up, if so be that the dead rise not.
15. Il se trouve même que nous sommes de faux témoins à l`égard de Dieu, puisque nous avons témoigné contre Dieu qu`il a ressuscité Christ, tandis qu`il ne l`aurait pas ressuscité, si les morts ne ressuscitent point.
15. "Eny, ary dia hita ho vavolombelona mandainga ny amin’Andriamanitra izahay, satria efa nilaza fa Andriamanitra no nanangana an’i Kristy; nefa raha tsy hatsangana ny maty, dia tsy mba natsangana Izy."
16. For if the dead rise not, then is not Christ raised:
16. Car si les morts ne ressuscitent point, Christ non plus n`est pas ressuscité.
16. "Fa raha tsy hatsangana ny maty, na dia Kristy koa aza dia tsy natsangana;"
17. And if Christ be not raised, your faith is vain; ye are yet in your sins.
17. Et si Christ n`est pas ressuscité, votre foi est vaine, vous êtes encore dans vos péchés,
17. "Ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny finoanareo; ary mbola ao amin’ny fahotanareo ihany ianareo;"
18. Then they also which are fallen asleep in Christ are perished.
18. et par conséquent aussi ceux qui sont morts en Christ sont perdus.
18. Dia very koa izay efa nodimandry ao amin’i Kristy.
19. If in this life only we have hope in Christ, we are of all men most miserable.
19. Si c`est dans cette vie seulement que nous espérons en Christ, nous sommes les plus malheureux de tous les hommes.
19. Raha amin’izao fiainana izao ihany no anantenantsika an’i Kristy, dia mahantra indrindra amin’ny olona rehetra isika.
20. But now is Christ risen from the dead, and become the firstfruits of them that slept.
20. Mais maintenant, Christ est ressuscité des morts, il est les prémices de ceux qui sont morts.
20. Fa efa natsangana tamin’ny maty Kristy, ary natao santatr’izay efa nodimandry.
21. For since by man came death, by man came also the resurrection of the dead.
21. Car, puisque la mort est venue par un homme, c`est aussi par un homme qu`est venue la résurrection des morts.
21. Ary satria ny olona iray no nisehoan’ny fahafatesana, dia ny Olona iray kosa no nisehoan’ny fitsanganan’ny maty.
22. For as in Adam all die, even so in Christ shall all be made alive.
22. Et comme tous meurent en Adam, de même aussi tous revivront en Christ,
22. Fa tahaka ny ahafatesan’ny olona rehetra ao amin’i Adama no ahaveloman’ny olona rehetra kosa ao amin’i Kristy.
23. But every man in his own order: Christ the firstfruits; afterward they that are Christ's at his coming.
23. mais chacun en son rang. Christ comme prémices, puis ceux qui appartiennent à Christ, lors de son avènement.
23. "Nefa samy amin’ny filaharany avy: Kristy no santatra; rehefa afaka izany, dia izay an’i Kristy amin’ny fiaviany,"
24. Then cometh the end, when he shall have delivered up the kingdom to God, even the Father; when he shall have put down all rule and all authority and power.
24. Ensuite viendra la fin, quand il remettra le royaume à celui qui est Dieu et Père, après avoir détruit toute domination, toute autorité et toute puissance.
24. Ary rehefa afaka izany, dia avy ny farany, ka amin’izay dia hatolony ho an’Andriamanitra Ray ny fanjakana, rehefa nofoanany ny fanapahana rehetra sy ny fahefana rehetra ary ny hery rehetra.
25. For he must reign, till he hath put all enemies under his feet.
25. Car il faut qu`il règne jusqu`à ce qu`il ait mis tous les ennemis sous ses pieds.
25. Fa tsy maintsy manjaka Izy, mandra-panaony ny fahavalony rehetra ho eo ambanin’ny tongony.
26. The last enemy that shall be destroyed is death.
26. Le dernier ennemi qui sera détruit, c`est la mort.
26. Ny fahafatesana no fahavalo farany hofongorana.
27. For he hath put all things under his feet. But when he saith all things are put under him, it is manifest that he is excepted, which did put all things under him.
27. Dieu, en effet, a tout mis sous ses pieds. Mais lorsqu`il dit que tout lui a été soumis, il est évident que celui qui lui a soumis toutes choses est excepté.
27. Fa “ny zavatra rehetra efa nampanekeny ho eo ambanin’ny tongony” Fa na dia ataony aza hoe: “Ny zavatra rehetra no nampanekena,” dia fantatra marina fa tsy mba isan’izany Izay nampanaiky ny zavatra rehetra Azy.
28. And when all things shall be subdued unto him, then shall the Son also himself be subject unto him that put all things under him, that God may be all in all.
28. Et lorsque toutes choses lui auront été soumises, alors le Fils lui-même sera soumis à celui qui lui a soumis toutes choses, afin que Dieu soit tout en tous.
28. Ary rehefa hampanekena Azy ny zavatra rehetra, dia ny tenan’ny Zanaka koa aza no hanaiky Izay mampanaiky ny zavatra rehetra Azy, mba ho zavatra rehetra amin’izy rehetra Andriamanitra.
29. Else what shall they do which are baptized for the dead, if the dead rise not at all? why are they then baptized for the dead?
29. Autrement, que feraient ceux qui se font baptiser pour les morts? Si les morts ne ressuscitent absolument pas, pourquoi se font-ils baptiser pour eux?
29. Raha tsy izany, hanao ahoana izay atao batisa ho an' ny maty? Raha tsy hatsangana mihitsy ny maty, nahoana ireny no atao batisa ho an' ny maty?
30. And why stand we in jeopardy every hour?
30. Et nous, pourquoi sommes-nous à toute heure en péril?
30. Ary nahoana izahay no eo am-bava-loza isan’ora?
31. I protest by your rejoicing which I have in Christ Jesus our LORD, I die daily.
31. Chaque jour je suis exposé à la mort, je l`atteste, frères, par la gloire dont vous êtes pour moi le sujet, en Jésus Christ notre Seigneur.
31. Lazaiko marina aminareo, noho ny reharehako ny aminareo ao amin’i Jesosy Kristy Tompontsika, fa maty isan’andro aho.
32. If after the manner of men I have fought with beasts at Ephesus, what advantageth it me, if the dead rise not? let us eat and drink; for to morrow we die.
32. Si c`est dans des vues humaines que j`ai combattu contre les bêtes à Éphèse, quel avantage m`en revient-il? Si les morts ne ressuscitent pas, Mangeons et buvons, car demain nous mourrons.
32. Raha araka ny fanaon’olona no niadiako tamin’ny biby tany Efesosy, inona no soa azoko amin’izany raha tsy hatsangana ny maty? Aoka isika hihinana sy hisotro fa rahampitso dia ho faty.
33. Be not deceived: evil communications corrupt good manners.
33. Ne vous y trompez pas: les mauvaises compagnies corrompent les bonnes moeurs.
33. "Aza mety hofitahina ianareo; ny fikambanana amin’ny ratsy manimba ny fitondrantena tsara."
34. Awake to righteousness, and sin not; for some have not the knowledge of God: I speak this to your shame.
34. "Revenez à vous-mêmes, comme il est convenable, et ne péchez point; car quelques-uns ne connaissent pas Dieu, je le dis à votre honte."
34. "Mifohaza ho amin’ny fahamarinana, ary aza manota; fa ny sasany tsy manana ny fahalalana an’Andriamanitra; ny hampahamenatra anareo no ilazako izany."
35. But some man will say, How are the dead raised up? and with what body do they come?
35. Mais quelqu`un dira: Comment les morts ressuscitent-ils, et avec quel corps reviennent-ils?
35. Fa ny sasany hanao hoe: Fomba ahoana no hitsanganan’ny maty, ary tena manao ahoana no hisehoany?
36. Thou fool, that which thou sowest is not quickened, except it die:
36. Insensé! ce que tu sèmes ne reprend point vie, s`il ne meurt.
36. "Ry adala, izay nafafinao tsy hovelomina, raha tsy maty aloha;"
37. And that which thou sowest, thou sowest not that body that shall be, but bare grain, it may chance of wheat, or of some other grain:
37. "Et ce que tu sèmes, ce n`est pas le corps qui naîtra; c`est un simple grain, de blé peut-être, ou de quelque autre semence;"
37. Ary izay afafinao, tsy dia ny tena ho avy no afafinao, fa ny voa fotsiny ihany, na voam-bary tritika, na voa hafa.
38. But God giveth it a body as it hath pleased him, and to every seed his own body.
38. puis Dieu lui donne un corps comme il lui plaît, et à chaque semence il donne un corps qui lui est propre.
38. Fa Andriamanitra manome azy tena araka izay sitrany, ary ny voa rehetra dia samy omeny ny tenany avy.
39. All flesh is not the same flesh: but there is one kind of flesh of men, another flesh of beasts, another of fishes, and another of birds.
39. "Toute chair n`est pas la même chair; mais autre est la chair des hommes, autre celle des quadrupèdes, autre celle des oiseaux, autre celle des poissons."
39. Tsy mitovy ny nofo rehetra, fa karazana iray ny nofon’ny olombelona, hafa ny nofon’ny biby, hafa ny nofon’ny hazandrano, ary hafa ny an’ny vorona.
40. There are also celestial bodies, and bodies terrestrial: but the glory of the celestial is one, and the glory of the terrestrial is another.
40. "Il y a aussi des corps célestes et des corps terrestres; mais autre est l`éclat des corps célestes, autre celui des corps terrestres."
40. Ary misy koa tenan’ny any an-danitra, ary misy tenan’ny ety an-tany, fa hafa ny voninahitry ny any an-danitra, ary hafa ny voninahitry ny ety an-tany.
41. There is one glory of the sun, and another glory of the moon, and another glory of the stars: for one star differeth from another star in glory.
41. "Autre est l`éclat du soleil, autre l`éclat de la lune, et autre l`éclat des étoiles; même une étoile diffère en éclat d`une autre étoile."
41. "Hafa ny voninahitry ny masoandro, ary hafa ny voninahitry ny volana, ary hafa ny voninahitry ny kintana; fa ny kintana anankiray dia hafa voninahitra noho ny kintana anankiray."
42. So also is the resurrection of the dead. It is sown in corruption; it is raised in incorruption:
42. "Ainsi en est-il de la résurrection des morts. Le corps est semé corruptible; il ressuscite incorruptible;"
42. "Dia toy izany koa ny fitsanganan’ny maty: Afafy amin’ny fahalòvana izy, atsangana amin’ny tsy fahalòvana;"
43. It is sown in dishonour; it is raised in glory: it is sown in weakness; it is raised in power:
43. "il est semé méprisable, il ressuscite glorieux; il est semé infirme, il ressuscite plein de force;"
43. "Afafy amin’ny fahafaham-boninahitra izy, atsangana amin’ny voninahitra; afafy amin’ny fahalemena izy, atsangana amin’ny hery;"
44. It is sown a natural body; it is raised a spiritual body. There is a natural body, and there is a spiritual body.
44. il est semé corps animal, il ressuscite corps spirituel. S`il y a un corps animal, il y a aussi un corps spirituel.
44. Tena araka ny fomban’aina no nafafy, tena araka ny fombam-panahy no atsangana. Misy ny vatana ara-nofo, ary misy ny vatana ara-panahy.
45. And so it is written, The first man Adam was made a living soul; the last Adam was made a quickening spirit.
45. C`est pourquoi il est écrit: Le premier homme, Adam, devint une âme vivante. Le dernier Adam est devenu un esprit vivifiant.
45. "Ary araka izany koa no voasoratra hoe: “Adama voalohan-dahy natao manana aina”; Adama farany natao fanahy mahavelona."
46. Howbeit that was not first which is spiritual, but that which is natural; and afterward that which is spiritual.
46. "Mais ce qui est spirituel n`est pas le premier, c`est ce qui est animal; ce qui est spirituel vient ensuite."
46. Anefa tsy izay amin’ny fanahy no voalohany, fa izay amin’ny nofo, dia vao izay amin’ny fanahy.
47. The first man is of the earth, earthy: the second man is the Lord from heaven.
47. "Le premier homme, tiré de la terre, est terrestre; le second homme est du ciel."
47. "Ny olona voalohany avy amin’ny tany, dia tany; ny olona faharoa dia ny Tompo, avy any an-danitra."
48. As is the earthy, such are they also that are earthy: and as is the heavenly, such are they also that are heavenly.
48. "Tel est le terrestre, tels sont aussi les terrestres; et tel est le céleste, tels sont aussi les célestes."
48. "Izay an’ny tany dia tahaka ilay amin’ny tany; ary izay any an-danitra dia tahaka Ilay any an-danitra koa."
49. And as we have borne the image of the earthy, we shall also bear the image of the heavenly.
49. Et de même que nous avons porté l`image du terrestre, nous porterons aussi l`image du céleste.
49. Ary toy ny nitondrantsika ny endriky ny avy amin’ny tany, no hitondrantsika ny endrik’Ilay any an-danitra koa.
50. Now this I say, brethren, that flesh and blood cannot inherit the kingdom of God; neither doth corruption inherit incorruption.
50. Ce que je dis, frères, c`est que la chair et le sang ne peuvent hériter le royaume de Dieu, et que la corruption n`hérite pas l`incorruptibilité.
50. Fa izao no lazaiko, ry rahalahy: Ny nofo aman-drà tsy mahazo mandova ny fanjakan’Andriamanitra, na ny fahalòvana handova ny tsy fahalòvana.
51. Behold, I shew you a mystery; We shall not all sleep, but we shall all be changed,
51. Voici, je vous dis un mystère: nous ne mourrons pas tous, mais tous nous serons changés,
51. Indro, zava-miafina no ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra, fa hovana avokoa isika rehetra,
52. In a moment, in the twinkling of an eye, at the last trump: for the trumpet shall sound, and the dead shall be raised incorruptible, and we shall be changed.
52. en un instant, en un clin d`oeil, à la dernière trompette. La trompette sonnera, et les morts ressusciteront incorruptibles, et nous, nous serons changés.
52. "Fa vetivety, toy ny indray mipì-maso, rehefa maneno ny trompetra farany; fa hotsofina ny trompetra, ary ny maty hatsangana tsy ho lò intsony, dia hovana isika."
53. For this corruptible must put on incorruption, and this mortal must put on immortality.
53. Car il faut que ce corps corruptible revête l`incorruptibilité, et que ce corps mortel revête l`immortalité.
53. Fa ity mety lò ity tsy maintsy hitafy ny tsy fahalòvana, ary ity mety maty ity tsy maintsy hitafy ny tsy fahafatesana.
54. So when this corruptible shall have put on incorruption, and this mortal shall have put on immortality, then shall be brought to pass the saying that is written, Death is swallowed up in victory.
54. Lorsque ce corps corruptible aura revêtu l`incorruptibilité, et que ce corps mortel aura revêtu l`immortalité, alors s`accomplira la parole qui est écrite: La mort a été engloutie dans la victoire.
54. Koa rehefa mitafy ny tsy fahalòvana ity mety lò ity, ary mitafy ny tsy fahafatesana ity mety maty ity, dia ho tanteraka ny teny voasoratra hoe: Noresena ny fahafatesana ka levona
55. O death, where is thy sting? O grave, where is thy victory?
55. O mort, où est ta victoire? O mort, où est ton aiguillon?
55. Ry fahafatesana ô, aiza ny fanindronanao? Ry fasana ô, aiza ny fandresenao?
56. The sting of death is sin; and the strength of sin is the law.
56. "L`aiguillon de la mort, c`est le péché; et la puissance du péché, c`est la loi."
56. "Fa ny ota no fanindronan' ny fahafatesana; ary ny lalàna no herin’ny ota."
57. But thanks be to God, which giveth us the victory through our Lord Jesus Christ.
57. Mais grâces soient rendues à Dieu, qui nous donne la victoire par notre Seigneur Jésus Christ!
57. Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay manome antsika ny fandresena amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika.
58. Therefore, my beloved brethren, be ye stedfast, unmoveable, always abounding in the work of the Lord, forasmuch as ye know that your labour is not in vain in the Lord.
58. Ainsi, mes frères bien-aimés, soyez fermes, inébranlables, travaillant de mieux en mieux à l`oeuvre du Seigneur, sachant que votre travail ne sera pas vain dans le Seigneur.
58. Koa amin’izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin’ny asan’ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin’ny Tompo.
<
>